Entry | 1 mova tsy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1] |
Explanations in French |
4 tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447] |
Examples |
5 Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra
[2.576]
6 Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298] 7 Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470] |
Other spellings | 8 miovatsy, moavatsy, moavetsy |
Synonyms | 9 mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny |
Anagrams | 10 mavotsy, 11 mova tsy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |